Madagascar flag l'Ambassade du Madagascar en Paris

Adresse4, avenue Raphaël
75016 Paris
France
Téléphonelocal: (09) 8332.2755
international: +33.9.8332.2755
Faxlocal: (01) 4503.5870
international: +33.1.4503.5870
Emailinfoambamadparis@yahoo.fr
Site Webhttp://www.ambassade-madagascar.com/

Commentaires au sujet de cette l'Ambassade

Ihaganirina
Mon, 1 Jul 2013 09:31 EDT
ambassaden'ny madagascar ao Paris
Manamafy ny fitenin'Igagabe sy retraité aho. Ireo mpiasan'ny ambassaden'ny madagascar ao Paris ireo dia tena miavonavona sady mijery ambony ambany anao rehefa mankany ianao. Sady tsy mahay mandray olona no miavonavona no miseho azy tena milay. Eny, tsy lavina fa manam-bola ry zareo satria tena mikarama betsaka lavitra noho i Ramose Hollande prézida frantsay. Mandany volam-bahoaka malagasy fotsiny ireo olona ireo. Misy consulat any Nantes, Bordeaux sy Marseilles, mba jereo ihany sao dia mba mety manome toro-hevitra.
Atao ahoana no manoratra ho an'ny ministeran'ny affaires étrangères sy intérieur any Madagascar atao copie Prézidà sy ny Praiministra nefa ry zareo koa ao anatin'ny kolokolo sy ny firaisana tsikombakomba amin'ireo olona ao amin'ny ambassade ireo ?
Mampalahelo ny toe-tsaintsika satria efa voazanaka hatramin'ny fakany ka izay te-hihotra dia kapainy, folahina fotsiny.
Misaotra antsika.
Menakely
Sun, 30 Jun 2013 03:38 EDT
Retraité
Bonjour. Ianareo rehetra gasy monina eto Frantsa manaova taratasy alefa mivantana à Ministère Affaires Etrangères aty Dago, sy ny Ministère Interieur - pour copie à Mr Le President de la Transition Madagascar - et à Mr le Premier Ministre de la Transition Madagascar - Mila entitra @ fitantanana ny administration ny mpitondra, sinon lasa tout-venant, dia lany ny volam-bahoaka ! Merci et suivre de près l'évolution de votre correspondance de RECLAMATION ! - Bon dimanche a vous tous.
Igagabe
Sat, 29 Jun 2013 13:43 EDT
Numéros
Miala tsiny fa hadinoko ny nanome ireo numéros izay eto am-pelantànako.

Sao dia mety ahasoa ny hafa : en dérangement (!) daholo ireo kanefa andramo hiany sao hianao mba tsara vintana he he he !!!

01 45 04 00 68
01 45 03 00 47
01 45 03 22 47
01 45 04 62 11
Igagabe
Sat, 29 Jun 2013 13:33 EDT
Hitomany sa Hihomehy ?
Dia tena mahagaga mihitsy ity Ambassade ity fa misy numéros de téléphone efatra kanefa tsy misy olona mamaly anao na koa "occupée" ny ligne !!!

Hatao ahoana ny fanavaozana ny passeport, ny fangalana rendez-vous, sns, raha toa ka tsy afaka maka renseignements amin'ny téléphone alohan'ny hanaovana izay taratasy tsy maintsy hataonao ?

Handeha any Paris dia izay vao mba mety ahazo ny renseignements ilaina ? Izany hoe handany vola satria eo ny frais de voyage, eo koa ny sakafo sy ny frais d'hôtel raha toa ka tsy vita eo no ho eo ny taratasy.

Mba mihevitra ny tena asany ve ry zareo ao aimn'io Ambassade io sa dia manampahefana tanteraka ry zareo ka izay tiany hatao no hataony ?

Ary raha sanatrian'izany misy teratany malagasy mila vonjy, dia aiza izy no tokony hitady vonjy ?

Be dia be ny taraina raha mamaky izay voasoratra etoana ny tenako.

Hitomany ve sa hihomehy amin'ity "situation kafkaïenne" hihainan'ny teran-tany malagasy aty Frantsa ity ?
Holy
Tue, 25 Jun 2013 09:47 EDT
numero tél
Bonjour!

Raha mba misy manana numero marina sady mandeha ny any ambassade nareo de mba alefaso eto fa tena mandreraka be ny télephone affiché eo tsy mandeha ary na ny site officiel aza suspendu efa ho 3mois zay no voaremarque-ko. raha mba misy afaka mi-signale koa ry zareo de tsara.

Misaotra mialoha
Brillant
Tue, 25 Jun 2013 08:16 EDT
Obetenir un laisser passé
Bonjour, j'aimerais savoir quelles sont les documents à fournir pour obtenir un laisser passer svp !
Evelyne
Wed, 12 Jun 2013 09:34 EDT
téléphone
Bonjour,
Vos numéros ne marchent plus. Comment va faire pour vous contacter.
Merci.
Danie
Mon, 10 Jun 2013 03:39 EDT
Casier judiciaire
Manahoana,
Saika mba hanontany hoe raha mila casier judiciaire hikarakaraina nationalité française ve dia hafaka mandalo aty @ ambassade de madagascar sa tsy maintsy manafatra avy any Madagascar ihany.
Misaotra mialoha
Veloma
vialard andry
Sat, 1 Jun 2013 08:49 EDT
renouveller un passeport
Au secour!!! j'ai toujours pas mon nouveau passeport.
j'avais fais ma demande à paris il y a un peu plus d'un mois et je suis toujours en attente. aucune nouvelle,et inquiète j'avais envoyé un mail...pas reponse.ma date de depart approche quelqu'un peux me dire ce qui se passe???????????????
josé
Mon, 27 May 2013 10:15 EDT
passeport
Mankanesa aty paris @ le fanovana passeport

Écrivez un commentaire ici

Nous vous invitons à partager vos expériences avec l'Ambassade de Madagascar — obtenant des visas et d'autres services, localisant le bâtiment, etc.

Votre nom
Titre
Votre message
Limité à 2000 caractères
 

Ce site web n'est pas fourni par la l'Ambassade et vos commentaires ne pourraient pas être vus par son personnel. Veuillez noter que ce n'est pas un forum pour la large discussion au sujet de la politique extérieure du Madagascar, et de telles matières seront supprimées.