Madagascar flag l'Ambassade du Madagascar en Paris

Adresse4, avenue Raphaël
75016 Paris
France
Téléphonelocal: (09) 8332.2755
international: +33.9.8332.2755
Faxlocal: (01) 4503.5870
international: +33.1.4503.5870
Emailinfoambamadparis@yahoo.fr
Site Webhttp://www.ambassade-madagascar.com/

Commentaires au sujet de cette l'Ambassade

rija
Sat, 18 Jan 2014 16:04 EST
carte consulaire
faly miarahaba antsika mpiray tanindrazana aty ivelany mpila ravinahitra ! ny fanotaniako dia hoe ahoana ny fomba fanaovana carte consulaire fa efa ela ihany izahay no nipetraka taty fa tsy tao antsaina ny hanao an'io carte consulaire io ary ny probleme nay dia aty aminy sud zahay no mipetraka ka raha afaka manome vali-teny ianareo ao aminy ambassade dia mankasitraka tompoko !
fabie
Thu, 16 Jan 2014 17:21 EST
ambassade paris
bonjour,
ramarque : mba miavona sy mianjoanjona ireo vehivavy miasa ao @ambassade gasy a paris, mijery anao otrany oe marikoriko anaao.mon dieu. tsy oe ambassadrice na diplomate be de efa mianjokanjona
Rasolofoniaina
Wed, 15 Jan 2014 06:31 EST
passeport électronique
dia faly miarahaba anareo mpiraitanindraza rehetra mbola velon'aina, ka nahatratra izao taona vaovao 2014 izay diavintsika izao.
Tsy ahiko raha mba efa nisy amintsika aty Europa aty ireo nahazo renseignement mazava mikasika ny fomba fakana io passeport électronique io. Mety efa vita any amin'ny Masoivoho malagasy aty Europa ve izy io sa tsy maintsy mandeha any Madagasikara mihitsy vo mahavita azy?
De misaotra betsaka amin'ny fifanampiana ô!
EMILE
Sun, 12 Jan 2014 14:56 EST
carte consulaire
Miarahaba!

Sao mba misy mahafantatra ny ora fisokafan'ny ambamad ao Paris azafady ? saika hanao carte consulaire aho.

Misaotra tompoko
Gasy aty suisse
Sat, 11 Jan 2014 01:16 EST
Passeport à puce électronique
Manahoana daholo
Mampahafantatra anareo gasy monina aty ivelany fa efa passeport misy puce electronique indray izao no délivrer-na ao @ Min. intérieur ka raha te hahazo passeport haingana indrindra dia aleo mihitsy tonga dia mankany an-toerana manao azy satria haingana be ny fanaovana passeport ao, 5 andro raha ela indrindra.
110.000 ariary ny aloa ary ny lisitry ny pièces ilaina dia mazava tsara ao @ site policenationale.gov.mg
Raha ohatra ka efa lany andro ny passeport dia mangataka Laissez-passer ianao ahafahanao mankany Madagasikara. Tsy haiko ny any @ toerana hafa fa ny aty Suisse aloha haingana koa ny manao an'io laissez-passer io, herinandro raha ela indrindra.
Suzy
Wed, 8 Jan 2014 07:08 EST
Fanontaniana ?? ho an'i Nantenaina
Saika mba manontany hoe exigée ve ny Certificat de nationalité Malagasy ? zany manko no misoratra ato @ formulaire ny Ambassade malgache aty Allemagne. Nefa samy tao mitovy ihany raha ny fahaizako azy ny fanaovana demande de passeport raha tsy mahadiso!
Misaotra betsaka tompoko.
Suzy
Wed, 8 Jan 2014 05:55 EST
Demande de Passeport
Miarahabe ny Gasy rehetra, izao moa dia mipetraka aty Allemagne. Dia voatery handeha any Paris hanao anio renouvellement passeport io. Ny tena mandreraka ato manko,dia naha manantso ary any amin'i Ambassade Malgache ao Paris,dia tsisy mandray ny téléphone!Tsy hafaka mba maka rendez vous akoriny zany izahay gasy aty Allemagne ,fa tonga dia hijojona be fotisny ho any Paris. Misaotra an'i Nantenaina aloha amin'ireo piéce ilaina izay mba nomeny ireo e.
Nantenaina
Tue, 7 Jan 2014 13:09 EST
ireo pièces ilaina amin'ny passeport
Faly miarahaba anareo rehetra, izaho moa dia mipetraka eto paris ka tsapako ny fahasahirananareo tsy afaka mivezivezy aty raha hanontany ny pièces ilaina amin'ny fanaovana passeport fotsiny, ka vonona aho ny hanampy anareo amin'izany satria vao aingana aho no nanao renouvellement ny passeport-ko ka afaka omeko anareo rehetra eto izany lisitra izany:
1) renouvellement de passeport:
-formulaire de demande (à imprimer et à compléter) izay afaka fenoinareo any an-toerana rehefa tonga aty ianareo
-photocopie de l'ancien passeport
-copie intégrale d'acte de naissance moins de six mois
-2 photos d'identité récentes
-justificatif de domicile en france
-photocopie de la carte d'identité nationale
-certificat de nationalité (facultatif satry izaho tsy nangatahin'zareo an'io pièce io)
-attestation d'emploi (facultative)
-copie du livret de famille ou acte de mariage pour les personnes mariées
- droit 70 euros

2) passeport déclaré perdu:
-formulaire de demande
-déclaration de perte délivrée par l'autorité française compétente
-photocopie de la carte d'identité nationale
-2 photos d'identité récentes
-justificatif de domicile
-droit 70 euros

3) nouvelle demande de passeport pour mineur mois de 21 ans
-formulaire de demande
-autorisation parentale dûment signés par les parents
-copie intégrale d'acte de naissance moins de 6 mois
-photocopie des pièces d'identité des parents
-justificatif de domicile en France
-2 photo d'identité récentes
-droit 70 euros

dia mino aho fa mahafapo anareo ny fanampiana kely afaka napetrako teto, dia samia maka izay tandrify azy ny tsirairay.

misaotra anareo .
julie
Fri, 3 Jan 2014 09:26 EST
passeport vaovao
Miarahaba ny mpiray tanindrazana tsirairay tratra ny taona vaovao , mitovy @ fitarainan'ny mpiray tanindrazana eto alohako aho ny momban'ny fanaovana passeport vaovao toy ny sokina mananim-bato tsy hita izay aleha sy atao koa miangavy re mba valio ny fitarainana mikasika ireo taratasy ilaina @ fanaovana passeport vaovao tsy mipetraka Paris izahay ka mba ialana @ fivezivezena dia miangavy ny fiaraha-miasa @ izao taona vaovao izao ho fitaratra sy ho mendrika @ izao tontolo izao ny fomba am-pahalalana sy ny fahendrena nolovaina , apetraka eo @ tsirairay ny fifanajana samy malagasy Mankasitraka
Lova
Fri, 27 Dec 2013 09:18 EST
Liste de pièces à fournir
Miarahaba tompoko,

Izaho dia mikasa hanavao ny passeport-ko ary mangataka entoana ny listry ny taratasy mila omaniko alohan'ny handehanako any amin'ny ambassade Paris.

Ary mangataka ihany koa ny ora sy andro ahafahako mandeha any raha renouvellement ancien passeport non biométrique no atao, mba hanamora ny fakana andro tsy iasana.

Rehefa mitady amin'ny internet aho dia ny listra nataon-dry zareo any Bordeaux foana no mba hitan'ny google
http://www.consulatmadagascar.fr/formalites/demenagement/passeport-malgache

Dia manantena fihatsaran'ny fomba fiasa izahay ka mba ho azo antarobia sy ho hitan'ny google ny site-ny ambassade gasy aty andafy manomboka amin'ny taona vaovao 2014.

Ireto numero ireto manko dia tsy mandeha hatreto

4, avenue Raphaël
Postal Code:
75016
Paris
France
Phone:
+33-1-45046211
+33-1-45046222

Mirary soa e

Écrivez un commentaire ici

Nous vous invitons à partager vos expériences avec l'Ambassade de Madagascar — obtenant des visas et d'autres services, localisant le bâtiment, etc.

Votre nom
Titre
Votre message
Limité à 2000 caractères
 

Ce site web n'est pas fourni par la l'Ambassade et vos commentaires ne pourraient pas être vus par son personnel. Veuillez noter que ce n'est pas un forum pour la large discussion au sujet de la politique extérieure du Madagascar, et de telles matières seront supprimées.